Teny iditra loaka an-tsakany loaka an-davany (loaka, any, sakana, lava, -ny)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy vita tomombana, tsy misy azo kianina fa vita tsara dia tsara amin' ny lafiny rehetra [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31