Teny iditra loaka orona (loaka, orona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza irony olona lanin' ny homamiadana irony, ny orony [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2011/01/25