Teny iditra | loba | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Famaritana malagasy | Enti-milaza ny akanjo na satroka malalaka loatra [Rajemisa 1985] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny mitovy hevitra | lobaloba | |||
Teny iditra | lobà (loba) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | [Sakalava] Hazo fisaka mitsivalana eo amin' ny vavan' ny botry na sambo itsatohan' ny andriny [Rajemisa 1985] | |||
Voambolana | Fifamoivoizan-tsambo | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |