Teny iditra | lobaloba (loba) | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny akanjo na satroka malalaka loatra [1.1] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Tovy hevitra | loba | ||||||
Teny iditra | lobaloba | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Karazana voahangy [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Nom d'une perle [1.3] | ||||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny vakana malagasy | ||||||
Fivaditsoratra | bolabola, lobaloba |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |