Teny iditra (1/2) | 1 loba |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny akanjo na satroka malalaka loatra |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 5 lobaloba |
Teny iditra (2/2) | 6 lobà |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] [Sakalava]
Hazo fisaka mitsivalana eo amin' ny vavan' ny botry na sambo itsatohan' ny andriny |
Voambolana |
9 Fifamoivoizan-tsambo |
Fivaditsoratra | 10 balo, bôla, bola, -bola, lobà, loba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |