Teny iditra | loharano tsy mety ritra (loha, rano, tsy, mety, ritra) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | enti-milaza zavatra nipoiran-javatra hafa izay tsy mety ho lany fa miboiboika misy hatrany [Rajemisa 1985] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |