Teny iditra | 1 lohatraoka |
Singan-teny | 2 loha, traoka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Faritry ny traoka ambony izay ahazoana mamoaka feo; misy taola malemy mivohitra eo anoloan' ny lohatraoka, izay atao hoe traotraoka 5 [1.13] faritra ambony no sady fiandohana amin'ny traokabe |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] larynx |
Voambolana |
7 Haiaina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/18 |