Teny iditra traoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Taova lavalava idiran' ny rivotra any amin' ny havokavoka, ka mizara roa: ny lohatraoka ary ny traokabe [1.1]
 Taova mitondra ny rivotra ao amin'ny havokavoka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Bronche [1.13]
Ohatra Ny braonsita dia otrikaretina mahazo ny traoka na ireo fantsona mitondra ny rivotra mankao amin' ny avokavoka. [2.424]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra traoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fangaro [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Mélange [1.13]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/18