|
|
|
|

Teny iditra1  loha vaniana
Singan-teny  2  loha, vaniana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] faritra eo anelanelan' ny voa sy ny taolan-tehezana
Ohatra  5  Otrikaretina maharitra ela, indrindra ny aretina manaintaina eo amin'ny lohavaniana [2.424#]
Voambolana  6  Haiaina

Fivaditsoratra  7  loha vaniana, nohalavaina, nolavahanay

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19