Teny iditra | 1 lohavolana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fihaonana fanaon' ny Protesta isaky ny alatsinainy voalohan' ny volana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the first Monday of the month |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] le premier lundi du mois |
Voambolana |
6 Fotoana 7 Fivavahana, finoana |
Singan-teny | 8 loha, volana |
Fivaditsoratra | 9 holalovana, lohavolana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |