|
|
|
|

Teny iditra1  lohavolana
Singan-teny  2  loha, volana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fihaonana fanaon' ny Protesta isaky ny alatsinainy voalohan' ny volana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] the first Monday of the month
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] le premier lundi du mois
Voambolana  7  Fotoana
8  Fivavahana, finoana

Fivaditsoratra  9  holalovana, lohavolana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21