Teny iditra lôjika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fahaizana manaporofo, fifanarahan-kevitra [Malzac 1893]
Fandikana frantsay logique [SLP 1986]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: logique.
Ohatra Tsy voahaja foana mantsy, hoy ity mpanao politika tranainy ity, ny lojika amin’ny fomba nenti-nikaro-bahaolana teto ka mihenahena eo foana ny disadisa fa tsy afaka. [NewsMada ]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31