Teny iditra | lokaloka | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Voadivoady, toky mafana. [Rajemisa 1985] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | lokaloka | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | [Bara, Sihanaka] tavindona [Rakotosaona 1975] | |||
[Bezanozano, Tambahoaka, Tanosy] tavindolana [Rakotosaona 1975] | ||||
[Tsimihety]
Vatan-kazo noloahana toy ny lakana atao fanomezan-tsakafo ny biby [Rajemisa 1985] | ||||
tavy fampiasan'ny mpanao trano ¶ tavy fihinanan'ny biby [SLP 1986] | ||||
Fandikana frantsay | auge, hourdis [SLP 1986] | |||
Teny mitovy hevitra | horidia ~ lolana | |||
Teny iditra | lokaloka | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | [Taisaka] dikidiky, rikoriko [Rakotosaona 1975] | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |