Teny iditra (1/2) | 1 kilany |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vatan-kazo noloahana ho toy ny lakan-kely atao fihinanan-kisoa: "Ny omby mahazo ny mololony manao tsako sesilany / ny kisoa miosanosana, mifandrombaka an-kilany" (Dox) |
Mpanahaka | 4 tavin-kisoa, karabe, lokaloka |
Teny iditra (2/2) | 5 kilany |
Sokajin-teny | 6 anarana kilaka sy mpisolo |
Fototeny | 7 kilaka |
Fivaditsoratra | 8 Ankily, kaliny, kilain, kilany, kinaly, kinila, lakiny, nailik, nikaly, nilika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |