|
|
|
|

Teny iditra1  lokomena
Singan-teny  2  loko, mena
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.5] rouge à lèvres
Ohatra  5  Tsy sahy nijery olona firy amin' izany, sao mbola misy lokomena sisa tavela eny amin' ny endrika, ny tratram-palitao koa akombona mba tsy ho hita ny dia-molotra amin' ny lobaka. [2.4]
Haiendriteny 
6  Tsotra :
7  Tovonana :

Fivaditsoratra  8  lokomena, nolemako

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21