Teny iditra | 1 lolohavina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fototeny | 3 loloha |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Entina an-doha: Asio halana vao loiohavina ny siny Hajaina fatratra: Olona lolohaviko an-tampon' ny loha ianao, tompoko, ka tsy azoko tsiratsiraina |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.7] to be carried on the head |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.8] qu'on porte sur la tête |
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny lolohavina io |
Fivaditsoratra | 12 holalaovin, holalovany, ilolohavan, lolohavina, nilolohava |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |