Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : lolohavina | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Andevo lavenom-potsy : raha lolohavina | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | L' esclave c' est comme la cendre : portée sur la tête, cela aveugle. [2.415 #535] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les esclaves bien traités prennent le dessus sur leurs maîtres. [2.415 #535] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Aza mitaitay ho tola, fa vato no lolohavina. [2.165 #1936] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne soyez pas trop pressé de devenir chauve, car alors vous aurez de grandes responsabilités (litt. vous aurez des pierres à porter sur la tête). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les chauves (de vieillesse) étaient considérés comme ayant beaucoup d'expérience, et ils avaient les responsabilités de chefs de famille. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Aza mitaitay ny ho sola, fa vato no hololohavina. [2.558 #791, 2.653 #653, 1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Aza dodona ny ho lehibe, fa adidy mavesatra no miandry anao rahatrizay. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Azo lolohavina. [2.415 #6677] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Poids qu' on peut porter sur la tête : de cinq à dix kilos. [2.415 #6677] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Manao ohatra ny hao, ka izy lolohavina indray no hanaikitra. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Manao ohatra ny hao : sady lolohaviko izy no vatsiny aho. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Ny an' ny manjaka lolohavina, ny antsika vimbinina. [2.415 #227]
Ny antsika vimbinina; fa ny any ny andriana lolohavina. [2.653 #2177] Ny antsika vimbinina fa ny an' ny Andriana lolohavina. [2.165 #1407, 2.415 #227, 2.558] Ny antsika vimbinina fa ny an' ny fanjakana lolohavina. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce qui nous concerne (c.à.d. nos affaires, à nous, le peuple), on le porte à la main, mais quant aux affaires du souverain, il faut les porter sur la tête. [2.165]
On porte sur la tête ce qui appartient au souverain ; nous portons à la main ce qui est à nous. [2.415 #227] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut leur donner la première place et y apporter le plus grand soin. [2.165]
On se servait de ce proverbe pour dire que les affaires de l'État étaient plus difficiles et plus sérieuses que celles des particuliers ; les paquets du souverain étaient portés avec respect. [2.415 #227] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Omby be tandroka, ka na zaka na tsy zaka lolohavina. [2.415 #852] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Boeuf à lourdes cornes : coûte que coûte il faut que sa tête les porte. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Bon gré, mal gré, chacun doit porter sa destinée. [2.415 #852] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Tsy mandidy alohan' Andriamanitra aho, fa izay zara-vintana lolohavina. [2.165 #31]
Tsy mandidy alohan' Andriamanitra, fa izay anjara lolohavina. [2.558 #4529] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Je ne décide pas avant Dieu, mais j' accepte (litt, je porte sur ma tête) mon sort. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||