Teny iditra lolompaty (lolo, faty)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazana lolo lehibebe izay maintimainty manopy mena ary misy pentna boribory lehibe mangamanga eo amin' ny ilany ambony toy ny maso roa makadiry, ka izany no nahatonga ny anarany koa hoe kakabemaso [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra kakabemaso

2013/03/06