Teny iditra kakabemaso (kaka, be, maso)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazana lolo lehibe izay misy soratra boribory toy ny maso eo amin' ny elany roa
¶ Anara-biby izay fanao fampitahorana fotsiny fa toa tsy misy akory. (Misy milaza koa hoe Kakabenify) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra kakabenify ~ lolompaty

2013/03/06