|
|
|
|

Teny iditra1  lolompaty
Singan-teny  2  lolo, faty
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Karazana lolo lehibebe izay maintimainty manopy mena ary misy pentna boribory lehibe mangamanga eo amin' ny ilany ambony toy ny maso roa makadiry, ka izany no nahatonga ny anarany koa hoe kakabemaso
Voambolana  5  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  6  kakabemaso

Fivaditsoratra  7  lalompito, lolompaty

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21