Teny iditra | 1 lolovokatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tambahoaka]
angatra, matoatoa 4 [1.1] Olona efa nalevina nefa velona indray ka tsy sahy mody, dia lasa olondia |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] [Provincial]
a phantom risen from the grave |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] [Provincial]
revenant |
Ohatra |
7 [2.996#] Ny lolovokatra mpiseho alina hiorim-ponenana ao koa, sy hahazo fitoerana fitsaharany. |
Voambolana |
8 Fivavahana, finoana |
Singan-teny | 9 lolo, vokatra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |