Teny iditra | 1 lolovokatra |
Singan-teny | 2 lolo, vokatra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Tambahoaka]
angatra, matoatoa 5 [1.1] Olona efa nalevina nefa velona indray ka tsy sahy mody, dia lasa olondia |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] [Provincial]
a phantom risen from the grave |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] [Provincial]
revenant |
Ohatra |
8 Ny lolovokatra mpiseho alina hiorim-ponenana ao koa, sy hahazo fitoerana fitsaharany. [2.996#] |
Voambolana |
9 Fivavahana, finoana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |