Teny iditra | 1 lomano |
Fototeny | 2 lano |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1#546] Fahaizana mampitsinkafona ny tena ao anaty rano amin' ny fanetsiketsehana ny tongotra sy ny tanana. Misy karazany maro ny fihetsehana amin' ny lomano: ny tsikaroka, ny tsipysandry, ny ranotsilany, ny antsitrika, sns... |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] swimming |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#411] nage, natation |
Ohatra |
7 Izy roa lahy samy kinga tamin' ny lomano. [2.356#] 8 fsy mila sasin-teny lava amin' ity tompoko, ary na azo hatao aza izany dia lomano miorika manabe vavarano foana. [1.436#] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny lomano io |
Fivaditsoratra | 17 lomano, lomona, maloño, mañolo, manolo, namolo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |