Teny iditra (1/4) | 1 lompy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Jiolahy, olona ratsy ary tsy valahara |
Ohatra |
4 Mailaka mihitsy anefa ireto lompy mpanao be alina, satria raha tsy efa saka izy tsy ho sahy hitraka ny any am-bilanin'olona; [1.395#ilayfitiavanampandresy] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 6 lompy |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Zavatra tsy azo anoharana na ihodivirana, toy ny fahafatesana: Lompy tsy mahahery |
Teny iditra (3/4) | 9 lompy |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] Volomason' ny landy, izay misokatra sy mivelatra ary miova soratra rehefa tohinina |
Tovy hevitra | 12 lopy |
Teny iditra (4/4) | 13 lompy |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] Loza |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |