|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  longo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Bara] havana
4  [1.78] [Sihanaka, Tanosy] sakaiza
5  [1.78] [Bara, Sihanaka] namana
6  [1.1] [Sakalava] sakaiza, namana
7  [1.1] Namana na sakaiza mpiaraka manao ratsy
Sakaiza, havana: Longoko ianao
Fanazavàna teny anglisy  8  [1.7] a friend; a companion in evil-doing
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.8] [Provincial] ami, compagnon
10  [1.196] ami, camarade, personne avec qui on a de bons rapports
Ohatra  11  Neniko mama Toy Ravaly tsy hiala Ka longo a vady. [2.606#]
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny fameno :
14  Anarana :
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny longo io

Teny iditra (2/2)18  longo
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny frantsay  20  [1.196] On appelle ainsi une plante à fibre commune autour des habitations. Voir Decary, Annales Musée Colonial Marseille 1946, p. 83. [Sakalava]
21  [Tsimihety]
Voambolana  22  Haizavamaniry
Anaram-javamaniry 

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/13