Teny iditra | lositra | |||
Sokajin-teny | anarana na tambinteny | |||
Famaritana malagasy | fitsoahana, filefana, fandehanana an-tsokosoko [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana frantsay | fuite, désertion, évasion [Abinal 1888] | |||
Fandikana anglisy | fleeing [Hallanger 1973] | |||
Fandikana frantsay | qui fuit [Abinal 1888, Hallanger 1974] | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Ohatra | Manao andiany izy, ary lositra no fiarovany aina rehefa hazaina izy. [Randzavola: Baiboly, takila 33] | |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny lositra io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |