Teny iditra | 1 lotika |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Malemy ho lo sy madiva ho potika; maloto mifotetaka, solotika Tezitra na sosotra mafy any am-po any: Lotika tamiko izy noho izaho tsy nanaiky hiray tsikombakomba taminy |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 6 lotaky, lotika, taliko, tolaky |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |