|
|
|
|

Teny iditra1  milotika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Malemy boda: Milotika loatra ity vary ity
Maloto, misotisoty, misotitika: Hatramin' ny maraina ka hatramin' ny hariva, milotika foana ny tarehin' io zaza io
Sosotra mafy na tezitra any am-po: Milotika ny atin-dRamatoa iny nahita azy
Fototeny  4  lotika

Fivaditsoratra  5  milotika, mitokila

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21