Teny iditra lotika
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Malemy ho lo sy madiva ho potika; maloto mifotetaka, solotika
Tezitra na sosotra mafy any am-po any: Lotika tamiko izy noho izaho tsy nanaiky hiray tsikombakomba taminy [1.1]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31