|
|
|
|

Teny iditra1  lova
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Vola na fananana navelan' ny ray aman-dreny ho an' ny zanany: Nahazo lova be izy
9  Toetra, aretina nafindran' ny ray aman-dreny na ny razana tamin' ny taranany: Hatsaram-panahy no hany lovany tamin' ny ray aman-dreniny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10  an inheritance [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11  héritage [1.8]
Ohatra  12  Ireny no lova sarobidy avy amin' ny razana. [2.445]
13  ny ray aman-dreny masi-mandidy amin'ny lova; [2.508]
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny lova io
Lahatsoratra  18  Randzavola: lova ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  19  lavo, lova, valo, vola

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07