Teny iditra | 1 lova |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Vola na fananana navelan' ny ray aman-dreny ho an' ny zanany: Nahazo lova be izy 4 Toetra, aretina nafindran' ny ray aman-dreny na ny razana tamin' ny taranany: Hatsaram-panahy no hany lovany tamin' ny ray aman-dreniny. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 an inheritance [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 héritage [1.8] |
Ohatra |
7 Ireny no lova sarobidy avy amin' ny razana. [2.445] 8 ny ray aman-dreny masi-mandidy amin'ny lova; [2.508] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny lova io |
Lahatsoratra |
18 Randzavola: lova ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 19 lavo, lova, valo, vola |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07 |