Teny iditra Lovantsaina Betsileo
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Famaritana malagasy Ao amin' ny Boky III nanangonan-dRainihifina ny "Lovantsaina Betsileo" , nivoaka tamin' ny taona 1961, dia misy ohabolana 2.002 voalahatra araka ny abidia: voazava ny teny mety tsy ho azo. [Rahajarizafy 1988]
Mpanoratra Rainihifina Jessé, 1961
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31