|
|
|
|

Teny iditra1  lovantsofina
Singan-teny  2  lova, sofina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tantara niampitampita am-bava fa tsy mba voasoratra ka tadidin' ny taranaka mifandimby
5  [1.13] tantara tsy voasoratra ifampitan'ny taranaka amam-para amin'ny fianakaviana na foko iray
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] tradition orale
Ohatra  7  Lazain' ny lovan-tsofina fa izay efa nigoka tamin' ny ranon' i Manangareza, hono, tsy maintsy miverimberina ao Toamasina foana, na aiza na aiza toerana onenany. [2.471]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny lovantsofina io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07