Teny iditra | 1 lova tsy mifindra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] lova tsy mivoaka ny fianakaviana; (mba hahatanteraka izany, dia nifanambady mpihavana ny Ntaolo) |
Singan-teny | 4 lova, tsy, mifindra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |