|
|
|
|

Teny iditra1  lova tsy mifindra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  lova, tsy, mifindra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] lova tsy mivoaka ny fianakaviana; (mba hahatanteraka izany, dia nifanambady mpihavana ny Ntaolo)

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29