| Teny iditra | 1 lovia |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tanty vy na porisilaina talesaka atao fasiana ny sakafo loarana, vilia: Vary iray lovia
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a dish
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 assiette, plat
[1.8] |
| Ohatra |
6 Dia nitosaka ny hena kisoa sy ny vary, feno ilay lovia be iny.
[2.606#]
7 Mety ho vahoaka mpandevina koa no ho tonga fa tsy mpaka lovia. [2.643#] |
| Tsipelina hafa | 8 vilia |
| Fikambanana | 9 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 6 misy io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 11 Randzavola: lovia ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 12 Ivola, I Vola, lovia, 13 valio, 14 valoy, 15 voaly |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|