Teny iditra vilia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fivadihan' ny vaninteny ao amin' ny hoe "Lovia" izay tena teny voalohany; zavatra fasiana ny sakafo aroso hohanina: Ny vilia dia mety ho vy na bakoly na tanimanga na hazo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A plate, a dish; cf. lovia [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Plat, assiette [1.8]
Ohatra Vilany nongo vao sy vilia bakoly fotsy no eo anoloany ary ratsan-kazo madinika maromaro mitsatoka an-jingakely no mipololotra midonan-tsetroka eo an-kaviany. [2.470]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31