|
|
|
|

Teny iditra1  lovia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tanty vy na porisilaina talesaka atao fasiana ny sakafo loarana, vilia: Vary iray lovia
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a dish
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] assiette, plat
Ohatra  6  Dia nitosaka ny hena kisoa sy ny vary, feno ilay lovia be iny. [2.606#]
7  Mety ho vahoaka mpandevina koa no ho tonga fa tsy mpaka lovia. [2.643#]
Tsipelina hafa  8  vilia
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny lovia io
Lahatsoratra  14  Randzavola: lovia ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  15  I Vola, Ivola, lovay, lovia, valio, valoi, valoy, voaly, volai

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30