|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  lovoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Dobo, antara [Betsimisaraka] [1.1]
4  Helo-drano [Sakalava] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  petite baie [1.13]
Voambolana  6  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (2/3)7  lovoka
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  Milaza tsato-kazo, tsatoka, saingy tsy dia fampiasa loatra [1.1]
Tovy hevitra  10  lozoka

Teny iditra (3/3)11  lovoka
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13  . Nom qu'on donne aux pâturages d'embouche, pour l'engraissement des animaux, ou tout au moins pour favoriser leur croissance, par extension, nom des pâturages améliorés ; omby andovoka : boeuf d'embouche. [Sihanaka] [1.196]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31