Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : lovoka | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Voay lahy tsy miara-lovoka (rano lalina). [2.165]
Voay lahy tsy miray lovoka. [1.147 #V75] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Voay lahy tsy miara-mitoetra. + Lovoka dia anarana iantsoan' ny Betsimisaraka ny rano lalina maizim-be izay heveriny ho tranon' ny voay. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||