Teny iditra maderadera (deradera (dera))
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Manerinerina
¶ Tsara tazanina, marevaka, mirenty [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay Qui montre ou ose montrer [Abinal 1888]
Ohatra 
1Maderadera fatratra irỳ tranoan-tampon-kavoana irỳ [Rajemisa 1985]
2Maderadera erỳ ny haingon' itỳ trano itỳ izany [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31