Teny iditra deradera (dera)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fampisehoan-javatra amin' ny hafa hahazoana doka mba hieboana sy hireharehana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay (duplicatif de dera) [Abinal 1888]
Ohatra Tia deradera aoka izany iny tovolahy iny [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny nalaina 

Teny iditra deradera
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Tanosy] Dondrona [Rakotosaona 1972]

2015/10/19