Teny iditra madilo (dilo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] To repent, to beg pardon [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : madilo
Ny lasa : nadilo
Ny hoavy : hadilo
Filaza mandidy : madilova

Teny iditra madilo (dilo)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Marikivy [1.78]
 Mahatsiaro mangintsingitsina any amin' ny sofina sy ny nify any noho ny feon-javatra midilotra; mahasosotra amin' ny nify na amin' ny sofina: Madilo fa aza akasika amin' ny vilia ny antsy
Dombo (satria raha vy dombo no akapa amin' ny vy hafa dia madilo) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Being set on edge [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Agacé [1.3]
Ohatra antsy be tsara ofana, adidy tsy mba madilo [2.298]
Kamban-teny 

Teny iditra madilo (dilo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo lehibe sady be ravina misandrahaka, fahita amin'ny tapany atsimo sy andrefana, manome ny voa atao hoe voamadilo. [1.1]
 Kily, ... atao hoe koa madilo na madiro na voamatony, na lamoty, ataon'ny Vazaha koa "prunier malgache"... [1.10]
Fanazavàna teny anglisy The tamarind tree [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Tamarinier, tamarin. Tamarindus indica (Latin). Voyez dilo. [1.3]
 Tamarinier (Tamarindus indica) (s [...] voamadilo) [tohiny 1.5]
Fanazavàna teny malagasy Tamarinier. Cet arbre originaire d'Afrique peut atteindre vingt-cinq mètres de haut. Ses fruits laxatifs servent à la préparation de confitures et de boissons. Les lémuriens se régalent de ses gousses (voamadilo). Arbre sacré, c'est un des lieux de communication avec le surnaturel. [2.430]
Fanazavàna teny italianina Tamarindo [1.18]
Fanazavàna teny alemà  kily [1.56]
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava, Tankarana] (de dilo : agacement des dents sous l'influence d'un acide, comparer au Malais : ngilu, au Javanais : linu, qui ont le même sens. Le nom est une allusion à l'acidité des fruits). Tamarindus indica L. (Fabaceae). Les fruits très riches en acide ascorbique (Vitamine C) ont été transportés très anciennement par les navigateurs à bord de leurs pirogues. Si bien qu'il est très difficile de connaître l'origine exacte de cet arbre commun dans tous les pays que baigne l'Océan Indien. Pierre Belon, natif du Mans, qui visita l'Orient au 16e siècle pour découvrir « l'intelligence des choses concernant la matière des médicaments et des plantes », signale l'emploi, commun en Égypte à cette époque, d'une pâte très acide préparée avec ces fruits et qui faisait couramment partie de la cargaison des navires (Voir « Le Voyage en Égypte de Pierre Belon, 1547 », Institut Français d'Archéologie Orientale, Le Caire, 1970). Il donne comme nom français : « Tamarinde » ou « Thamarinde ». [1.196]
Anarana siantifika Tamarindus indica
Voambolana 
Tovy hevitra kily ~ lamoty ~ madiro ~ voamadilo ~ voamatony
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24