|
|
|
|

Teny iditra1  madinika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanosy] kely
4  [1.1] (na majinika, hoy ny fanononan' ny olona matetika) Kely, manify, marotsaka, tsy be maso: Soratra madinika ~ Madini-koditava ny ankizy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] often pronounced majinika. Small, minute, slender, little, fine, of cloth, etc.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] petit, menu, mince, fin
Ohatra  7  [2.499#] Iny Ikemba nanao hazakazaka madinika.
8  [2.69#] Koa diso ray ny zaza madinika, Re lahy!
9  [2.113#] Ny Fokonolona no mpitsara ny ady madinika;
10  [2.366#] Ary misy ankizy madinika mamboatra ny vanja.
Fototeny  11  dinika
Sampanteny 
12  Anarana :
Tsipelina hafa  13  majinika
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana  75  Ohabolana misy io teny madinika io

Fivaditsoratra  76  dinamika, madinika, mañakidy, manakidy, midañaky, midanika, nidaikam, nikadiam

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/22