|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  madiro
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  marikivy, makirana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  4  acid, tart, bitter, sour [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  acide [1.13]

Teny iditra (2/2)6  madiro
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  kily ... atao hoe koa madilo na madiro na voamatony, na lamoty, ataon'ny Vazaha koa "prunier malgache"... [1.10]
9  Anaran-javamaniry misy voany marikivy (Tamarindus) [1.1]
10  jereo kily [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  11  the tamarind tree. See madilo and kily. [1.2]
12  the tamarind tree; also called kily. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13  Comme madilo [1.3]
14  le tamarinier; on dit aussi kily. [1.8]
15  tamarin [1.13]
16  (sakalava, surtout dans le Nord, les Sakalava du Sud disent kily comme les Mahafaly) (même origine étymologique que madilo). Tamarindus indica L. (Fabaceae). Le fruit, outre les usages antiscorbutiques, sert à préparer à l'état frais ou après conservation, des boissons rafraîchissantes analogues aux limonades. Le tronc peut fournir, après incision, une gomme, mais celle-ci est beaucoup moins soluble que la gomme arabique. Très commun sur la côte Ouest. C'est l'arbre des palabres, sous lequel les notables se réunissent. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  17  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Anarana ara-tsiansa 
Sary 
22 

Fivaditsoratra  23  madiro, midora, mirado, miroda

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14