Teny iditra | mafafa (fafa) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Lany, tsy misy na inona na inona mijanona fa nisy naka, nangalatra na nihinana: Nataon' ny mpangalatra nafafa ny zavatra rehetra tao an-tranony [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Exhausted, empty, gone [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Raflé, entièrement enlevé [1.3] | |
Ohatra | ary ataoko mafafa tahaka ny fotaka eny an-dalam-be.
[2.996] | |
Fivaditsoratra | famafa, mafafa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/26 |