|
|
|
|

Teny iditra1  mafanafana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mampanahinahy fa misy korontana, tsy mandrimandry: Mafanafana ny tany izao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] In speaking of those of royal rank, or of one to whom respect is to be shown, it means to be unwell, sickly, feverish
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#143] indisposé, malade ; figuré: violent, qui fait de la peine
Fototeny  6  fanafana
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny mafanafana io

Fivaditsoratra  8  famafanana, mafanafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21