|
|
|
|

Teny iditra1  mafanafana
Fototeny  2  fanafana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mampanahinahy fa misy korontana, tsy mandrimandry: Mafanafana ny tany izao
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] In speaking of those of royal rank, or of one to whom respect is to be shown, it means to be unwell, sickly, feverish
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#143] indisposé, malade ; figuré: violent, qui fait de la peine
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny mafanafana io

Fivaditsoratra  8  famafanana, mafanafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21