|
|
|
|

Teny iditra1  mafy fonosana
Singan-teny  2  mafy, fonosana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] 1) enti-milaza zavatra (vola) voatahiry tsara ao amin' ny toerana azo antoka, sarotra alaina
2) enti-milaza olona mahihitra, kahidy, kahihitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16