Teny iditra maha-ambany (maha-, ambany)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Enti-milaza ny antony maha-tsinontsinona: Tsy fantatrao ve ny maha-ambany izao toetranao feno lainga sy fitaka izao [Rajemisa 1985]

2011/03/01